‏ Hosea 11:1

Ny hamindran’ i Jehovah fo amin’ ny Isiraely, na dia be aza ny helony

1Fony mbola zaza Isiraely, dia tiako izy, ary nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako.
Copyright information for Mg1865